|
|
|
|

Entry1  tsy hita polopolorina
Elementary words  2  tsy hita, 3  polopolorina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1]
Explanations in French  6  completement invisible, incompréhensible [1.3]
7  L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415#6674]
Examples  8  fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika; [2.996]
Synonyms  9  tsy hita paipaika, tsy hita popoka, tsy hita veroka

Updated on 2025/09/12